المدة الزمنية 4:34

Azafady - Jacquis Randria & Njara Marcel (Madalyrics)

بواسطة Mada lyrics
255 مشاهدة
0
5
تم نشره في 2022/10/07

Azafady - Jacquis Randria & Njara Marcel (Madalyrics) ✔ Hira: Azafady - Jacquis Randria & Njara Marcel /watch/kUidyFdHfcaHd Azafady aho raha toa ka nandratra anao Be loatra ireo vita sy ditra natao Tsy nahay nifehy tena nanao ny tsy fanao Nampirafy aho, nampijaly anao. Ireo teny marary sy ireo latsa ifonako Fa zaho anie bandy mety ho solafaka ihany. Ireo fakam-panahy maro loatra, mamingana. Izay tia hono adala, hafa ihany malala. Efa hiova aho Tsy hamerina intsony aho Tsy hoe kapain-tsy hita fery ialahy ka handeha hampijaly vehivavy Aza faly ny hanimba sy ny hamiravira ialahy Tsinjovy ny ho avy Aza anariana mavesatra izy ireo Tsy kilalao izy azafady Diniho 'zay atao Fa ho very ialahy raha toa ka tsisy vehivavy Aza miandry voadona ialahy vao mba tonga saina Tsy entam-barotra amidy io fa aza viraviraina Tsy hoe lany hamamiana ka ho arianao ny faikany Rendrarendra tsy ho lany fa mba saino ihany Ireo vehivavy natao fanaja Hoe afaka miaina ve raha toa ka tsisy azy Tsy sakafo fihinana io, ka ho atao andramana Sao ho fatrapifidy elà tandremo lesy zany Ao fa hiova aho Tsy hamerina intsony aho Tsy hoe kapain-tsy hita fery ialahy ka handeha hampijaly vehivavy. Aza faly ny hanimba sy ny hamiravira ialahy, Tsinjovy ny hoavy. Aza anariana mavesatra izy ireo... Tsy kilalao izy azafady. Diniho 'zay atao Fa ho very ialahy raha toa ka tsisy vehivavy. Tsy hoe kapain-tsy hita fery ialahy ka handeha hampijaly vehivavy. Aza faly ny hanimba sy ny hamiravira ialahy, tsinjovy ny hoavy. Aza anariana mavesatra izy ireo... Tsy kilalao izy azafady. Diniho 'zay atao Fa ho very ialahy raha toa ka tsisy vehivavy. --------------------------------------------------------------------- 🇲🇬 Malagasy miara-tafita no tanjona ✊🏽 🇲🇬 Contact: madalyrics2.0@gmail.com

الفئة

عرض المزيد

تعليقات - 1